plt_tn/1sa/07/05.md

408 B

ny Israely rehetra

"ny vahoakan'Israely rehetra" na "ireo Israelita rehetra"

nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan'i Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) Ao anatin'ny fifadian-kanina ny nandàvan'ny olona tenany tsy hisotro rano ny olona na 2) nahazo rano avy any an-doharano na avy ao am-pantsakana ny olona ary nandraraka izany tamin'ny tany ho mariky ny fanenenan'izy ireo ny amin'ny fahotany.