# ny Israely rehetra "ny vahoakan'Israely rehetra" na "ireo Israelita rehetra" # nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan'i Yaveh Ireo mety ho heviny dia 1) Ao anatin'ny fifadian-kanina ny nandàvan'ny olona tenany tsy hisotro rano ny olona na 2) nahazo rano avy any an-doharano na avy ao am-pantsakana ny olona ary nandraraka izany tamin'ny tany ho mariky ny fanenenan'izy ireo ny amin'ny fahotany.