plt_tn/1sa/06/14.md

518 B

Nisy vato lehibe teo

Nampisain'ny olona ho alitara io vato io rehefa nanolotra ireo omby vavy ho sorona izy ireo.

Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i Yaveh

Nitranga izany mialohan'ny nikapan'izy ireo ny sarety hatao kitay fandrehitra ampiasaina amin'ny fanolorana ireo omby vavy ho an'i Yaveh.

Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i

Araka ny lalàn'i Mosesy, dia ireo Levita ihany no nahazo nitana ny fiara.

sy ilay vata izay niaraka tamin'izan

"ilay vata izay nisy ireo sary totozy sy fivontosana volamena"