# Nisy vato lehibe teo Nampisain'ny olona ho alitara io vato io rehefa nanolotra ireo omby vavy ho sorona izy ireo. # Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i Yaveh Nitranga izany mialohan'ny nikapan'izy ireo ny sarety hatao kitay fandrehitra ampiasaina amin'ny fanolorana ireo omby vavy ho an'i Yaveh. # Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i Araka ny lalàn'i Mosesy, dia ireo Levita ihany no nahazo nitana ny fiara. # sy ilay vata izay niaraka tamin'izan "ilay vata izay nisy ireo sary totozy sy fivontosana volamena"