plt_tn/1sa/06/01.md

238 B

ireo mpisorona sy ireo mpimasy

Mpisorona mpanompo sampy sy mpimasy izay nanompo an'i Dagona ireo.

Lazao anay ny fomba hamerenanay izany

Te hahafantatra ny fomba hanesorana ny fiara kanefa tsy hahatezitra an'i Yaveh ireo Filistina.