# ireo mpisorona sy ireo mpimasy Mpisorona mpanompo sampy sy mpimasy izay nanompo an'i Dagona ireo. # Lazao anay ny fomba hamerenanay izany Te hahafantatra ny fomba hanesorana ny fiara kanefa tsy hahatezitra an'i Yaveh ireo Filistina.