plt_tn/1sa/04/01.md

362 B

Ebenezera ... Afeka

Anaran-toerana ireo.

resin'ireo Filistina izay nahafaty ... ny Israely

Io dia azo adika hoe DH: "resin'ny Filistina ireo Israelita ary nahafaty"

teo ho eo amin'ny efatra arivo lahy

Eto dia isa boribory ny isa efatra arivo. Mety ho nisy olona vitsivitsy latsaka na vitsivitsy mihoatra noho izany. DH: "teo ho eo amin'ny 4,000 lahy"