# Ebenezera ... Afeka Anaran-toerana ireo. # resin'ireo Filistina izay nahafaty ... ny Israely Io dia azo adika hoe DH: "resin'ny Filistina ireo Israelita ary nahafaty" # teo ho eo amin'ny efatra arivo lahy Eto dia isa boribory ny isa efatra arivo. Mety ho nisy olona vitsivitsy latsaka na vitsivitsy mihoatra noho izany. DH: "teo ho eo amin'ny 4,000 lahy"