plt_tn/1sa/03/01.md

428 B

Vitsy ireo tenin'i Yaveh

"Tsy dia niresaka firy tamin'ny olona Yaveh"

ny fanilon'Andriamanitra

Io dia fitoeran-jiro misampana fito tao amin'ny fitoerana masin'ny tabernakely izay nirehitra isan'andro ary nandritra ny alina mandra-pahalaniny.

tempolin'i Yaveh

Ny "tempoly" dia trano lay tamin'ny tena izy, saingy tao no nivavahan'ny olona, koa tsara ny mandika izany hoe "tempoly" eto. Adikao araka ny ao amin'ny 1:9.