plt_tn/1sa/03/01.md

12 lines
428 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Vitsy ireo tenin'i Yaveh
"Tsy dia niresaka firy tamin'ny olona Yaveh"
# ny fanilon'Andriamanitra
Io dia fitoeran-jiro misampana fito tao amin'ny fitoerana masin'ny tabernakely izay nirehitra isan'andro ary nandritra ny alina mandra-pahalaniny.
# tempolin'i Yaveh
Ny "tempoly" dia trano lay tamin'ny tena izy, saingy tao no nivavahan'ny olona, koa tsara ny mandika izany hoe "tempoly" eto. Adikao araka ny ao amin'ny 1:9.