plt_tn/1sa/02/34.md

419 B

Hanangana mpisorona mahatoky

Fomba fiteny io. DH: "Hataoko mpisorona ny lehilahy iray"

ho an'ny tenako

Fomba fiteny io. DH: "hanompo Ahy"

ny ao am-poko sy ny ao amin'ny fanahiko

"izay tiako hataony sy izay asaiko ataony"

Hanorina trano azo antoka ho azy Aho

Eto ny "trano" dia fomba fiteny ampiasaina ilazana ny "taranaka." DH: "Hataoko azo antoka fa hanana taranaka izay hanompo ho mpisorona foana izy"