# Hanangana mpisorona mahatoky Fomba fiteny io. DH: "Hataoko mpisorona ny lehilahy iray" # ho an'ny tenako Fomba fiteny io. DH: "hanompo Ahy" # ny ao am-poko sy ny ao amin'ny fanahiko "izay tiako hataony sy izay asaiko ataony" # Hanorina trano azo antoka ho azy Aho Eto ny "trano" dia fomba fiteny ampiasaina ilazana ny "taranaka." DH: "Hataoko azo antoka fa hanana taranaka izay hanompo ho mpisorona foana izy"