plt_tn/1sa/02/31.md

542 B

Indro

"Henoy tsara izay ho lazaiko" na "Zava-dehibe tokoa izay ho lazaiko"

hanapahako ny herinao sy ny herin'ny ankohonan'ny ny razambenao

Ny teny hoe "hanapahako ny herinao" dia mety ho fanalefahan-teny ilazana ny fahafatesan'ny lehilahy mahery sady tanora; ny teny hoe "ny ankohonan'ny rainao" dia ilazana ny hoe "fianakavianao." DH: "Hovonoiko ianao sy ny taranaka lahy tanora sy mahery eo amin'ny fianakavianao"

ho tratra antitra

"ho lahy antitra"

ataoko pahina ny masonareo

"hahatonga anao tsy hahita" na "hahajamba anao"