plt_tn/1sa/02/31.md

16 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
"Henoy tsara izay ho lazaiko" na "Zava-dehibe tokoa izay ho lazaiko"
# hanapahako ny herinao sy ny herin'ny ankohonan'ny ny razambenao
Ny teny hoe "hanapahako ny herinao" dia mety ho fanalefahan-teny ilazana ny fahafatesan'ny lehilahy mahery sady tanora; ny teny hoe "ny ankohonan'ny rainao" dia ilazana ny hoe "fianakavianao." DH: "Hovonoiko ianao sy ny taranaka lahy tanora sy mahery eo amin'ny fianakavianao"
# ho tratra antitra
"ho lahy antitra"
# ataoko pahina ny masonareo
"hahatonga anao tsy hahita" na "hahajamba anao"