plt_tn/1sa/02/20.md

280 B

nohon'ny fangatahana izay nataony tamin'i Yaveh

Nangataka zaza tamin'i Yaveh i Hana ary nampanantena Azy fa hatolony hanompo ao an-tempoly io zaza io.

teo anatrehan'i Yaveh

Teo amin'izay nahitan'i Yaveh azy sy nahafahan'i Samoela nianatra momba an'i Yaveh no hevitr'izany.