plt_tn/1sa/02/20.md

8 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nohon'ny fangatahana izay nataony tamin'i Yaveh
Nangataka zaza tamin'i Yaveh i Hana ary nampanantena Azy fa hatolony hanompo ao an-tempoly io zaza io.
# teo anatrehan'i Yaveh
Teo amin'izay nahitan'i Yaveh azy sy nahafahan'i Samoela nianatra momba an'i Yaveh no hevitr'izany.