plt_tn/1sa/02/08.md

270 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.

hiala amin'ny vovoka Izy ... hiala amin'ny lavenona

Ireo dia sarinteny ilazana ny toerana ambany indrindra eo amin'ny fiarahamonina.

ny ory

olona izay tsy manana ny zavatra ilainy