# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana. # hiala amin'ny vovoka Izy ... hiala amin'ny lavenona Ireo dia sarinteny ilazana ny toerana ambany indrindra eo amin'ny fiarahamonina. # ny ory olona izay tsy manana ny zavatra ilainy