plt_tn/1sa/02/06.md

8 lines
305 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
# Yaveh no mahafaty ... mitondra ho amin'ny fiainana ... mampidina ... mampitsangana ... no mampahantra ny vahoaka sasany ... mampanan-karena ny sasany ... Mampietry ... mampisandratra
Yaveh no mifehy ny zavatra rehetra.