# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana. # Yaveh no mahafaty ... mitondra ho amin'ny fiainana ... mampidina ... mampitsangana ... no mampahantra ny vahoaka sasany ... mampanan-karena ny sasany ... Mampietry ... mampisandratra Yaveh no mifehy ny zavatra rehetra.