plt_tn/1sa/01/21.md

460 B

ankohonany

Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona mipetraka ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakaviany"

mandra-pisara-nono

tsy misotro ronono ary manomboka mihinana vetin-kanina

mba hahafahany miseho eo anatrehan'i Yaveh ary hitoetra any mandrakizay

Nampanatena tamin'Andriamanitra i Hana fa havelany hitoetra sy hiasa miaraka amin'i Ely mpisorona ao an-tempoly i Samoela (1:11).

nitaiza ny zanany lahy

"nampinono ny zanany"