plt_tn/1sa/01/21.md

16 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ankohonany
Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona mipetraka ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakaviany"
# mandra-pisara-nono
tsy misotro ronono ary manomboka mihinana vetin-kanina
# mba hahafahany miseho eo anatrehan'i Yaveh ary hitoetra any mandrakizay
Nampanatena tamin'Andriamanitra i Hana fa havelany hitoetra sy hiasa miaraka amin'i Ely mpisorona ao an-tempoly i Samoela (1:11).
# nitaiza ny zanany lahy
"nampinono ny zanany"