plt_tn/1sa/01/17.md

622 B

Ary Ely namaly

Ely no lohan'ny mpisorona nitoetra teo amin'ny tabernakely.

Aoka hahita sitraka eo imasonao ny mpanomponao

Ataon'i Hana hoe "mpanomponao" ny tenany mba hanehoana fanajana amin'i Ely, lohan'ny mpisorona. DH: "Avelao aho, mpanomponao, hahita" na "Aoka aho hahita"

eo imasonao

Eto ny fahitana dia maneho fitsarana sy fanapahan-kevitra ny amin'ny lanjan'ny zavatra iray. DH: "amin'ny fitsaranao"

ka nihinana; ... ny endriny

eto ny "endrika" dia manondro an'i Hana mihitsy. Azonao atao fehezanteny misaraka io, raha ilaina. DH: "ary nihinana. Izy dia" na "ary nihinana. Hitan'ny olona fa ... izy"