plt_tn/1sa/01/17.md

16 lines
622 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary Ely namaly
Ely no lohan'ny mpisorona nitoetra teo amin'ny tabernakely.
# Aoka hahita sitraka eo imasonao ny mpanomponao
Ataon'i Hana hoe "mpanomponao" ny tenany mba hanehoana fanajana amin'i Ely, lohan'ny mpisorona. DH: "Avelao aho, mpanomponao, hahita" na "Aoka aho hahita"
# eo imasonao
Eto ny fahitana dia maneho fitsarana sy fanapahan-kevitra ny amin'ny lanjan'ny zavatra iray. DH: "amin'ny fitsaranao"
# ka nihinana; ... ny endriny
eto ny "endrika" dia manondro an'i Hana mihitsy. Azonao atao fehezanteny misaraka io, raha ilaina. DH: "ary nihinana. Izy dia" na "ary nihinana. Hitan'ny olona fa ... izy"