plt_tn/1pe/03/15.md

454 B

Fa kosa

"Raha tokony hatahotra sy hangorohoro, dia ... kosa''

atokano toy ny masina ao am-ponareo ilay Tompo Kristy

Ny fehezanteny hoe "atokano ho masina... ilay Tompo Kristy" dia midika fanekena ny fahamasinan'i Kristy. Io fihetsika io dia atao toy ny hoe mametraka zavatra iray eo amin'ny fitoeram-boninahitra.

ao am-ponareo

Eto ny ao anatin'ny olona iray sy ny ivon'ny fihetseham-po dia atao hoe "fo." DH: "amin'ny fahavononanareo rehetra"