plt_tn/1pe/03/15.md

12 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa kosa
"Raha tokony hatahotra sy hangorohoro, dia ... kosa''
# atokano toy ny masina ao am-ponareo ilay Tompo Kristy
Ny fehezanteny hoe "atokano ho masina... ilay Tompo Kristy" dia midika fanekena ny fahamasinan'i Kristy. Io fihetsika io dia atao toy ny hoe mametraka zavatra iray eo amin'ny fitoeram-boninahitra.
# ao am-ponareo
Eto ny ao anatin'ny olona iray sy ny ivon'ny fihetseham-po dia atao hoe "fo." DH: "amin'ny fahavononanareo rehetra"