plt_tn/1pe/03/05.md

221 B

niantsoany azy ho tompony

nilaza fa Andriamaniny Izy, izany hoe, Tompony

Ianareo dia zanany ankehitriny

Milaza i Petera fa ny vehivavy mpino izay manao toy ny nataon'i Saraha dia azo raisina ho toy ny tena zanany.