# niantsoany azy ho tompony nilaza fa Andriamaniny Izy, izany hoe, Tompony # Ianareo dia zanany ankehitriny Milaza i Petera fa ny vehivavy mpino izay manao toy ny nataon'i Saraha dia azo raisina ho toy ny tena zanany.