plt_tn/1pe/01/11.md

334 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly manohy miresaka momba ny fikarohan'ireo mpaminany ny famonjena.

Izy ireo dia nitady ny hahafantatra

''niezaka namantatra izy ireo"

Nambara tamin'izy ireo izany

DH: "Andriamanitra nanambara tamin'ireo mpaminany"

izay tian'ireo anjely ho fantatra

''ireo anjely dia te ahafantatra''