# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly manohy miresaka momba ny fikarohan'ireo mpaminany ny famonjena. # Izy ireo dia nitady ny hahafantatra ''niezaka namantatra izy ireo" # Nambara tamin'izy ireo izany DH: "Andriamanitra nanambara tamin'ireo mpaminany" # izay tian'ireo anjely ho fantatra ''ireo anjely dia te ahafantatra''