plt_tn/1ki/22/35.md

476 B

ny mpanjaka dia notohanana hitsangana tao amin'ny kalesiny

D.H: "nisy olona nanohana ny mpanjaka tao amin'ny kalesiny."

antsoantso mafy

Eto ny "antso" dia manambara ireo miaramila izay mihiaka. D.H: "nanomboka nihiaka ireo miaramila"

Samia mody any amin'ny tanànany avy ny lehilahy rehetra; ary samia mody any amin'ny faritaniny avy ny lehilahy rehetra

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho amin'ny fanamafisana.