# ny mpanjaka dia notohanana hitsangana tao amin'ny kalesiny D.H: "nisy olona nanohana ny mpanjaka tao amin'ny kalesiny." # antsoantso mafy Eto ny "antso" dia manambara ireo miaramila izay mihiaka. D.H: "nanomboka nihiaka ireo miaramila" # Samia mody any amin'ny tanànany avy ny lehilahy rehetra; ary samia mody any amin'ny faritaniny avy ny lehilahy rehetra Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho amin'ny fanamafisana.