plt_tn/1ki/22/21.md

12 lines
571 B
Markdown

# ho fanahy mandainga eo am-bavan'ireo mpaminaniny rehetra
Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'ireo mpaminany ary ny teny "vava" dia maneho izay ho lazain'izy ireo. D.H: "nahatonga ny mpaminany rehetra hiteny lainga."
# Dia indro
"Asa" Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana amin'izay manaraka.
# nametraka fanahy mandainga teo am-bavan'ireo mpaminaninao rehetra ireo
Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'ireo mpaminany ary ny teny "vava" dia maneho izay rehetra ho lazain'izy ireo. D.H: "efa nahatonga ny mpaminaninao rehetra hiteny lainga."