# ho fanahy mandainga eo am-bavan'ireo mpaminaniny rehetra Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'ireo mpaminany ary ny teny "vava" dia maneho izay ho lazain'izy ireo. D.H: "nahatonga ny mpaminany rehetra hiteny lainga." # Dia indro "Asa" Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana amin'izay manaraka. # nametraka fanahy mandainga teo am-bavan'ireo mpaminaninao rehetra ireo Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'ireo mpaminany ary ny teny "vava" dia maneho izay rehetra ho lazain'izy ireo. D.H: "efa nahatonga ny mpaminaninao rehetra hiteny lainga."