plt_tn/1ki/21/27.md

12 lines
667 B
Markdown

# tonga ny tenin'i Yaveh
Ity fomba fiteny ity dia midika ny niresahan'i Yaveh na ny nandefasany hafatra. D.H: "nilaza izany hafatra izany i Yaveh." na "Yaveh dia nilaza"
# Hitanao ve ny fanetren-tenan'i Ahaba eto anatrehako?
Andriamanitra dia mampiasa ity fanontaniana ity haneona amin'i Elia fa alahelon'i Ahaba dia mafy. D.H: "Efa hitako ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako." na "Jereo ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako."
# amin'ireo androny ... amin'ny andron'ny zanany lahy
Eto ny teny "andro" maneho ny androm-piainan'ny olona manotolo. D.H: "nandritra ny androm-piainany ... nandritra ny androm-piainan'ny zanany lahy"