# tonga ny tenin'i Yaveh Ity fomba fiteny ity dia midika ny niresahan'i Yaveh na ny nandefasany hafatra. D.H: "nilaza izany hafatra izany i Yaveh." na "Yaveh dia nilaza" # Hitanao ve ny fanetren-tenan'i Ahaba eto anatrehako? Andriamanitra dia mampiasa ity fanontaniana ity haneona amin'i Elia fa alahelon'i Ahaba dia mafy. D.H: "Efa hitako ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako." na "Jereo ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako." # amin'ireo androny ... amin'ny andron'ny zanany lahy Eto ny teny "andro" maneho ny androm-piainan'ny olona manotolo. D.H: "nandritra ny androm-piainany ... nandritra ny androm-piainan'ny zanany lahy"