plt_tn/1ki/21/03.md

8 lines
359 B
Markdown

# Ho raràn'i Yaveh anie izay tokony omeko
Ity andian-teny ity dia fianianana hanamafisana izay tsy hitranga manaraka. D.H: "Satria Yaveh nandrara izany, dia tsy omeko mihitsy.
# lovan'ireo razambeko omeko anao
Ny tany izay azon'ireo razambeny ho fananana maharitra dia voalaza toy ny lova iray. D.H: "omena anao ny tany izay azon'ireo razambeko ho lova"