plt_tn/1ki/21/03.md

359 B

Ho raràn'i Yaveh anie izay tokony omeko

Ity andian-teny ity dia fianianana hanamafisana izay tsy hitranga manaraka. D.H: "Satria Yaveh nandrara izany, dia tsy omeko mihitsy.

lovan'ireo razambeko omeko anao

Ny tany izay azon'ireo razambeny ho fananana maharitra dia voalaza toy ny lova iray. D.H: "omena anao ny tany izay azon'ireo razambeko ho lova"