plt_tn/1ki/20/31.md

523 B

Indro ankehitriny

Io fomba fiteny io dia manamafy izay ho lazain'izy ireo. DH: "Henoy" na "Tandremo tsara izay ho lazaiko aminao"

hisikina lamba fisaonana eo amin'ny valahanay sy tady eo amin'ny lohanay

Mariky ny filavoana lefona io.

Mbola velona ve izy?

Mametraka io fanontaniana io i Ahaba mba hanehoana fahatairana. DH: "Gaga fa toa mbola velona izy!"

Rahalahiko izy

Ny hoe "rahalahiko" dia sarinteny ilazana ny olona izay namana akaiky. DH: "tahaka ny rahalahy izy amiko" na "Tahaka ny fianakaviana izy"