# Indro ankehitriny Io fomba fiteny io dia manamafy izay ho lazain'izy ireo. DH: "Henoy" na "Tandremo tsara izay ho lazaiko aminao" # hisikina lamba fisaonana eo amin'ny valahanay sy tady eo amin'ny lohanay Mariky ny filavoana lefona io. # Mbola velona ve izy? Mametraka io fanontaniana io i Ahaba mba hanehoana fahatairana. DH: "Gaga fa toa mbola velona izy!" # Rahalahiko izy Ny hoe "rahalahiko" dia sarinteny ilazana ny olona izay namana akaiky. DH: "tahaka ny rahalahy izy amiko" na "Tahaka ny fianakaviana izy"