plt_tn/1ki/20/20.md

8 lines
388 B
Markdown

# Nanenjika azy ireo ny Israely
"Israely" dia fibangoan-teny ilazana ireo miaramilan'ny firenen'Israely rehetra. DH: "nanenjika azy ireo ny lehilahin'ny tafik'Israely"
# Ary nivoaka ny mpanjakan'Israely ka nanafika
Ny "mpanjaka" dia fibangoan-teny ilazana ny mpanjaka sy ireo miaramila rehetra izay nanompo tao ambany fahefany. DH: "Nivoaka ny mpanjaka sy ny miaramilany ary nanafika"