# Nanenjika azy ireo ny Israely "Israely" dia fibangoan-teny ilazana ireo miaramilan'ny firenen'Israely rehetra. DH: "nanenjika azy ireo ny lehilahin'ny tafik'Israely" # Ary nivoaka ny mpanjakan'Israely ka nanafika Ny "mpanjaka" dia fibangoan-teny ilazana ny mpanjaka sy ireo miaramila rehetra izay nanompo tao ambany fahefany. DH: "Nivoaka ny mpanjaka sy ny miaramilany ary nanafika"