plt_tn/1ki/20/13.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Ary indro
Ny teny "indro" dia manaitra antsika amin'ny fahitana tampokin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety misy fomba hafa hilazàna izany.
# Efa hitanao ve ity tafika lehibe ity?
Yaveh dia mametraka ity fanontaniana ity hanamafisana ny habe sy ny herin'ny tafik'i Beni-hadada. D.H: "Jereo ity tafika lehibe ity."
# Indro, hametraka izany eo an-tananao aho anio
Ny teny "Indro" eto dia manaitra antsika hanaja ny vaovao tsy ampoizina izay manaraka.
# hametraka izany eo an-tananao
Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "manome fandresena anao eo amin'izany tafika izany."
# Amin'ny alalan'ny
Ahaba dia namoaka ireo tany "hanao izany ve ianao?' D.H: "Amin'ny alalan'iza no hanaovanao izany?"
# Dia nanambatra ireo tanora manam-pahefana
"Ahaba dia nanangona ireo manam-pahefana zandriny"
# 232
"roa amby telopolo sy roanjato"
# ireo miaramila rehetra, ny tafik'Israely rehetra
Ireo andian-teny roa ireo dia maneho zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana.
# fito arivo
"7.000"