# Ary indro Ny teny "indro" dia manaitra antsika amin'ny fahitana tampokin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety misy fomba hafa hilazàna izany. # Efa hitanao ve ity tafika lehibe ity? Yaveh dia mametraka ity fanontaniana ity hanamafisana ny habe sy ny herin'ny tafik'i Beni-hadada. D.H: "Jereo ity tafika lehibe ity." # Indro, hametraka izany eo an-tananao aho anio Ny teny "Indro" eto dia manaitra antsika hanaja ny vaovao tsy ampoizina izay manaraka. # hametraka izany eo an-tananao Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "manome fandresena anao eo amin'izany tafika izany." # Amin'ny alalan'ny Ahaba dia namoaka ireo tany "hanao izany ve ianao?' D.H: "Amin'ny alalan'iza no hanaovanao izany?" # Dia nanambatra ireo tanora manam-pahefana "Ahaba dia nanangona ireo manam-pahefana zandriny" # 232 "roa amby telopolo sy roanjato" # ireo miaramila rehetra, ny tafik'Israely rehetra Ireo andian-teny roa ireo dia maneho zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana. # fito arivo "7.000"