plt_tn/1ki/19/01.md

394 B

Hataon'ireo andriamanitra amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza

Ity dia fampitahana natao ho fianianana hentitra. "hamono ahy anie ireo andriamanitra ary dia hanao zava-dratsy amiko.

raha tsy hataoko ho toy ny ain'ny anankiray tamin'ireny mpaminany izay maty ireny ny ainao

"raha tsy mamono anao tahaka ny namonoanao ireo mpaminany aho"

dia nitsangana izy

"dia niharina izy"