plt_tn/1ki/19/01.md

12 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hataon'ireo andriamanitra amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza
Ity dia fampitahana natao ho fianianana hentitra. "hamono ahy anie ireo andriamanitra ary dia hanao zava-dratsy amiko.
# raha tsy hataoko ho toy ny ain'ny anankiray tamin'ireny mpaminany izay maty ireny ny ainao
"raha tsy mamono anao tahaka ny namonoanao ireo mpaminany aho"
# dia nitsangana izy
"dia niharina izy"