plt_tn/1ki/18/30.md

399 B

vato roa ambin'ny folo

"vato 12"

tamin'ny anaran'i Yaveh

"Anarana" dia sarinteny amin'ny voninahitra sy laza. Mety midika hoe 1) "manome voninahitra an'i Yaveh" na 2) "amin'ny fahefan'i Yaveh."

hady

vavan-drano kely iray hitazomana ny rano

voan-javatra indroan'ny famarana.

Ny famarana iray dia marim-pandrefesana mitovy manodidina ny 7.7 litatra. D.H: "voa manodidina ny 15 litatra"