plt_tn/1ki/18/30.md

16 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# vato roa ambin'ny folo
"vato 12"
# tamin'ny anaran'i Yaveh
"Anarana" dia sarinteny amin'ny voninahitra sy laza. Mety midika hoe 1) "manome voninahitra an'i Yaveh" na 2) "amin'ny fahefan'i Yaveh."
# hady
vavan-drano kely iray hitazomana ny rano
# voan-javatra indroan'ny famarana.
Ny famarana iray dia marim-pandrefesana mitovy manodidina ny 7.7 litatra. D.H: "voa manodidina ny 15 litatra"