plt_tn/1ki/18/25.md

464 B

homano izany

"ataovy vonona izany mba ho sorona"

olona betsaka ianareo

Eto ny teny "ianareo" dia betsaka.

Dia naka ny omby

"Ireo mpaminanin'i Bala dia naka omby"

ny omby izay nomena azy izy ireo

D.H: "ny omby izay nomen'ny olona azy ireo."

Nefa tsy nisy feo, na nisy namaly akory.

Ireo andianteny roa ireo dia mizara dika mitovy ary manamafy fa tsy nisy na iray namaly ny vavak'ireo mpaminany. D.H: "Fa i Bala tsy niteny na nanao zavatra akory"