# homano izany "ataovy vonona izany mba ho sorona" # olona betsaka ianareo Eto ny teny "ianareo" dia betsaka. # Dia naka ny omby "Ireo mpaminanin'i Bala dia naka omby" # ny omby izay nomena azy izy ireo D.H: "ny omby izay nomen'ny olona azy ireo." # Nefa tsy nisy feo, na nisy namaly akory. Ireo andianteny roa ireo dia mizara dika mitovy ary manamafy fa tsy nisy na iray namaly ny vavak'ireo mpaminany. D.H: "Fa i Bala tsy niteny na nanao zavatra akory"